Home › Ringtones › Rehefa Maty Aho - Mahaleo

Rehefa Maty Aho - Mahaleo

free ringtone for iPhone & Android phones

@Nane
68
30 Sec

Rehefa Maty Aho - song lyrics

Raha ho avy ralala ny taona hodiako
Ao ambanin'ny tany tsindrian-drangolahy
Ka vato no solon-kidoro hatoriako
Dia izao no mba vavaka zavatra ataovinao ahy

Voleo voninkazo eo an-dohan'ny fasako
Fotsy sy mavo ary manga sy mena
Ka avela haniry eo mandra-pifohako
Mba hanofisako ilay fanekena

Ny fotsy ho mariky ny fahadiovana
Misy aminao tsy mba azo lotoina
Soratra velona tsy azo vonoina
To ny orim-bato izay nifanaovana

Ny endriny mavo, ny fofony manitra
Dia fivavahana ataoko any an-danitra
Mba hitsinjovany anao tsy ho irery
Ombany raha sendra tsy misy mpijery

Ny manga ho marik'ilay fihafihana
Niaraha-niaritra zava-mangidy
Dia ilay andro namoizana ilay fifaliana
Niaraha-niharitra ilay zava-tsy fidy

Ny mena ho taratry ny afo tsy maty
Mirehitra lava ao anatin'ny foko
Io ilay fitia, fitia tena anaty
Fitia voakase sy voatomboka loko

Ny fasako ataovy eo andrefan-tanàna
Ataovy mikasika ny ilan-kamory
Soraty eo ny tenin'ny fanantenana
Tsy maty aho akory fa mbola matory

Ny moron'ny rano voleo volotara
Ka jerijereo fa aza avela ho maina
Tarafo eo aho fa ho tsinjonao tsara
Tsy miala eo aho raha tsy efa maraina

Na dia maty aza anie izany tenako be
Ka hiraraka an-tany ny ra ao am-poko
Ny fitiavako anao ka mipetraka anie
Tsy mba ho faty, tsy mba ho lo

Top 100 Roblox Ringtones
Top 100 Black Desert Ringtones
Top 100 Free Fire Ringtones

Similar ringtones:

MORE...[+]
Top 100 Naruto Ringtones
Top 100 League of Legends Ringtones
Top 100 Attack on Titan Ringtones
Top 100 Civilization VI Ringtones
Top 100 Call of Duty Ringtones

More ringtones from Mahaleo:

29
@Desislava
0
Lasa ny mamba dia misosoka ny voay Tsy hanary lamba raha very olon'iray Na solaina aza mety maniry ny volo Raha ianao no lasa ve dia tsy hisy hisolo? Indray mandeha no manta vary Sanatria tsy handevi-tsotrobe Tsy hataoko hankarary fa voa mainka izaho hihomehy Mandehana soava-dia re ry anona Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o! Mamy ny fary nefa ny faikany harora Fa fitia tsy hanjary harorako mora Fa io aizina io mbola hody hazavana Raha hafoinao aho anio ampitso hahita hafanana Indray mandeha no manta vary Sanatria tsy handevi-tsotrobe Tsy hataoko hankarary fa voa mainka izaho hihomehy Mandehana soava-dia re ry anona Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o!
25
@Margarita
0
Ny taona ity miherina, Asa izay mba hoentiny Ahiako mbola hiverina Hitovy tamin'ny taona lasa Ny zavatra raiketiny Fa ny fanantenana Efa mihena mitsilopy, Fa tsy misy fihatsarana Izay mety ho fiovana Efa zary nofinofy Ireo voa nafafy Taona maro lasa izay Ho an'ny zanaka aman-jafy Mbola tsy vokatra ihany Efa taona firifiry No nantenaina hitondra soa Ahi-dratsy no naniry Ny tany maina avokoa Mitombo ny faramandimby Ny tany koa mihatery Ny taona faly mifandimby Mody marenina Minia tsy mijery Manahy aho fa tsisy hiova Ny omaly tsy hiova volo Toy ny fanaka eny an-drova Tsisy nanombinana Efa may daholo Rahoviana no hitranga, Asa angamba atsy ho atsy, No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy Rahoviana no hitranga, Asa angamba atsy ho atsy, No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy Ny taona ity miherina, Asa izay mba hoentiny Ahiako mbola hiverina Hitovy tamin'ny taona lasa Ny zavatra raiketiny Rahoviana no hitranga, Asa angamba atsy ho atsy, No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy
15
@Viktorija
17
Tonon-kira iray ê! Ahatsiarovako anao Io ilay hira Fahizay ê! Fony mbola niaraka izaho sy ianao. Vaky ny sitara Mangina koa ny valiha Izaho sy ny gitara No hany sisa mandihy, Vololona ê... Hitako ianao omaly ê! Teo an-tratran'ny zalahy iny Tsapako fa falifaly Adinonao ny fahiny, Vololona ê Sentosento sorisory ê Adin-tsaina koa Na mijoro na matory ê Ny anaranao no ato an-doha, Vololona ê Tsy alahelo ve moa? Olombelona ihany Raha mahatsiaro ny taloha Mety ho lasa vinany, Vololona ê Mizara roa ankehitriny ê Ny lalantsika teo Samy mahazo izay iriny Ka ny ho avy no jereo, Vololona ê
20
@Anthony
34
Hay (6), izao vao tsapanao tokoa Fa mafy ny fiainana Hay (5), mafaitra Ny mikaroka ny soa Rehefa tsisy ny hitarainana Fony mbola teo i dada sy i neny Tsy nohenoina akory raha niteny Sy mba nanahanatranatra... Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Nahoana no mitokona Hay (5), mafy izany tsy mba mitafy Afa-tsy ankanjo rovitra Hay, rehefa tsy eo koa i neny, Dia tsy maintsy mihafy Na dia noana sy mangovitra. Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Ny totohondry no avokona Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha
MORE...[+]

Set Rehefa Maty Aho ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Rehefa Maty Aho ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.