Home › Ringtones › Marovoay (Live) - Mahaleo

Marovoay (Live) - Mahaleo

free ringtone for iPhone & Android phones

@Gergana
17
26 Sec
Top 100 Toca Boca Ringtones
Top 100 Civilization VI Ringtones
Top 100 Among Us Ringtones

Similar ringtones:

MORE...[+]
Top 100 Overwatch Ringtones
Top 100 Game Bgm Ringtones
Top 100 League of Legends Ringtones
Top 100 World of Warcraft Ringtones
Top 100 Minecraft Ringtones

More ringtones from Mahaleo:

30
@Linnea
136
Isekely ihany no mba mamiko Faniriko hatry ny elabe Masoandroko, fifaliako Ka tsy mety ho adinoko Isekely ihany no fitaratra Itarafana ny fiainana Na ny masonao Na ny tsikinao Manome fanantenana Mba omeo sary Ataoko ambany ondana Hiantsoana ny nofy Nofinofin-tsika roa Misy zavatra tsy laitrako Manahirana ny saiko Tsy mampatory Andro aman'alina Fa mampifoha maraina Tsy maintsy hianatra maraina Mbola hiverina ny hariva Dia hitsena, sy hanatitra Sao misy manadala Mampivezivezy Ianao sy ny fianarana Nefa ny fiainana Tsy vitan'ny fitiavana Isekely nefa tsy foiko Na dia mampijaly foana Ianao no volana, ianao no kintana Fanilon'ny foko Isekely no mba secret -ko Tsy lazaiko an'iza n'iza Hanamboarako hanoratako Hirahira vaovao Toa voninkazo Mbola ho ela vao halazo Ilay fitiavako Ny fitiavako anao
30
@Wilma
442
Veloma veloma, ry fahazazana Veloma veloma, fa efa tsy tamana Veloma f'izaho, tsy afaka hitana Veloma veloma, ndeha ka faingana Avelao aho hamoifo mangina Eo akaikinao, akaikinao ry tiana Torimaso, sakafo sy lalao No niarahako taminao Arahaba e, ry hatanorana Arahaba e, ry fahadalàna Arahaba e, ry hadalana Tsy ary voatanisa, sarotra isaina Nigoka, nifoka Na nijanganjana Ny ota rehetra indro mitranga Kilalao hafa kely no natao Niova tantely isan'andro izao Veloma, ry fahazazana Veloma veloma, fa efa tsy tamana Veloma f'izaho, tsy afaka hitana Veloma veloma, ndeha ka faingana Nananontanona ary ny fahanterana Niandry any am-pasana ilay toerana Nitomany indray ny fahazazana Ny fahafatesana anefa tsy azo hialana Veloma, ry fahazazana Veloma veloma, fa efa tsy tamana Veloma f'izaho, tsy afaka hitana Veloma veloma, ndeha ka faingana
20
@Klara
0
Kely izy roa dia nifankatia Hiaraka ho doria, doria Ranomasina, ary lanitra Nanao voady hifanambady Ny anjara tsy mahaleo ny sitra-po Tsy tafaraka akory izy roa Fa nisampana ny lalana Ny iray nianantsimo, ny iray nianavaratra Embona no sisa tavela ao am-po Embona an'olon-droa Roapolo taona indray hariva izay Toamasina nanorana tamin'izay Nifanojo tokoa ny lalan'izy roa Nisy ny antso, nisy ny sento Hoy ilay vavy: firy ny zanakao? Ny ahy i Miora toy ny anaranao Ny ahy i Lova, hoy ilay lahy Hatramizay aho tsy nanadino anao Embona no sisa tavela ao am-po Embona an'olon-droa
30
@Alva
34
Na lavitra aza aho Tsy nanadino anao Fa toy ny reny nitaiza Tsy adino n'aiza n'aiza Fa nahitako masoandro Tiako sy mamiko O tadidiko isan'andro Tiako ny taniko Fa tiako anie ilay nosy Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy Fa n'aiza n'aiza Ho onenana Ny tany nitaiza Tsy maintsy hiverenana Fa ao no hilevenana Raha toa aho nandeha Tsy hitahita, tsy re Tsy hoe akory nanary Fa nikaroka ny ahy Fa ny fanahin'ny fo Tsy taiza fa teo ihany O tany aminao avokoa Fa mamy ianao, tena mamy Fa tiako anie, ilay nosy Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy Fa n'aiza n'aiza Ho onenana Ny tany nitaiza Tsy maintsy hiverenana Fa ao no hilevenana
20
@Alma
17
Lasa hono Lendrema Lasa hono Lendrema Zanaka lahy an-drarederve Nandeha niala any Ankazomalaza Iao iao iao ia ia ia iao Lendrema maditra Lendrema maditra Mamalivaly an'ny ray aman-dreny Manao kamokamo mitsaoka raharaha Iao iao iao ia ia ia iao Naka fiara-kodia Lendrema maditra Lasa nitsaoka any Antananarivo Lasa nitsaoka any Antananarivo Iao iao iao ia ia ia iao Tsy hita intsony Lendrema Tsy hita intsony Lendrema Mitomany an'I dada sy neny Mitomany an'I zoky sy zandry Iao iao iao ia ia ia iao Any Anjanamasina Any Anjanamasina No hahitana ireo adala No hahitana ny zaza maditra Iao iao iao ia ia ia iao Nandeha nody any ankazomalaza Lendrema fa tsy zakany fa lasa adala Tany andrefan'i Antanarivo Nandeha nody any ankazomalaza Fa voavelively fa zaza maditra Tany andrefan'i Antanarivo Tonga soa Lendrema Tonga soa leiry e Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a Tonga soa Lendrema Tonga soa leiry e Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a Ory vola ory harena lendrema Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy Tany ambanivohitry ny ray amandreniny Ory vola ory harena lendrema Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy Tany ambanivohitry ny ray amandreniny Tonga soa Lendrema Tonga soa leiry e Very izy leisy ka very izy leisy razandry A Tonga soa Lendrema Tonga soa leiry e Very izy leisy ka very izy leisy razandry A Alan'ny olona any Ankazomalaza Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra Ka voateniteny ireo fokon'olona Alan'ny olona any Ankazomalaza Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra Ka voateniteny ireo fokon'olona Nony maty lendrema Dia lamba mena no gony Sy tavoangy natao tamin'ny kaiska ny azy Nony maty Lendrema Nony maty Lendrema Tsy nisy nandevina Tsy nisy nandevina izany Ity tantara ity dia tantara Ndrema Tantara Ndrema ilay maty ny ditra Rehefa maty Ndrema Dia mbola velona ny zanany Zanak'I Ndrema dia zanaka jomaka Zanaka jomaka hony ao a Zanaka jomaka hony ao a Jomaka jomaka jomaka jomaka Mirenireny foana eny an'tanana Zanaka jomaka hony ao a Zanaka jomaka hony ao a Jomaka jomaka jomaka jomaka Ka mirenireny foana eny an-dalana Bôfinay mitady hidegà Hidegà, hidegà, hidegà Ka midegadegadegany eny an-dalana Bôfinay mitady hidegà Bôfinay mitady hidegà Hidegà, hidegà, hidegà Ka midegadegadegany eny an-dalana Dadanay efa tsy eo intsony Dadanay efa tsy eo intsony Tsy eo intsony Fa matimaty foana tamin'ny rotaka Dadanay efa tsy eo intsony Dadanay efa tsy eo intsony Tsy eo intsony Fa matimaty foana tamin'ny rotaka Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Zaza kamboty navelan'i Ndrema Teraka latsaka tany an-tsena: Jomaka, jomaka, jomaka Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Zanak'andevo tsy mahate ho tia Zaza maditra tsy vita sonia Jomaka, jomaka, jomaka Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Na zanaka jomaka aza izy e, Nahoana no ihomehezana fotsiny na atahorana? Na zanaka jomaka aza izy e, Nahoana no ihomehezana fotsiny na atahorana? Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Tsy misy vola ividianana vary Mangarom-paosy dia mamaky trano Jomaka, jomaka, jomaka Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Tsy misy dada tsy misy neny Ny arabe solon-dray aman-dreny: Jomaka, jomaka, jomaka Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Na zanaka jomaka aza izy e, Nahoana no ihomehezana fotsiny na atahorana? Na zanaka jomaka aza izy e, Nahoana no ihomehezana fotsiny na atahorana? Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Zanaka jomaka, zanak'aliaka Zanaka jomaka zanak'aliaka Jomaka, jomaka, jomaka Zanak'i Ndrema Zanak'i Ndrema Mizara vary am'zanak'aliaka Mizara vary am'zanak'aliaka Jomaka, jomaka, jomaka Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Izy no zana-bahoaka! Tsy hita intsony Lendrema Tsy hita intsony Lendrema Nitomany àry i Dada sy i neny, Nitomany àry izoky sy izandry A ia ô! A ia ô! A ia ia ia ô!
30
@Elise
34
Somambisamby re ry lahy e, toy ny andro diavolana Ka ontsaontsa ny fanahy, fa maro ny olana Manembona ny any aminay, tanàna tsy foina Mahatsiaro ireo havanay, tsy hay hadinoina, mba jerijereo Mba jerijereo ny tananàntsika, Aza avela hangina, aza avela hangatsiaka Fa mbola ho tonga indray androany, Hitondra ny soa, hitondra ny mamy Hirongo tantely, hirongo vilany Toa mateti-piavy kanefa ilay ora-panala Ka lasa ny saina miantefa hamangy ny malala Toa lavitra anefa ny any, toa saro-banjinina Ny sento no hampitaina any, veloma masìna ô Veloma masìna, veloma ry tiana Fafao ny alahelo, fafao ny akiviana Fa mbola ho tonga indray androany Hitondra ny soa, hitondra ny mamy Hirongo tantely, hirongo vinany Na dia maro aza ny zava-midona, aza atao mampifezaka Aza kivy na very finoana, mandehana manezaka Fa ao anatin' ny ngidy ny mamy, ka saro-takarina Misy ny ambony sy ambany, izay no marina fa ny ady tsy vita Ny ady tsy vita fa mbola hitohy Tsy mety tafita, raha mamohifohy Ka raiso ny ampinga, raiso ny hery Handresy ireo kinga, tsy maneritery Handrava fanànana, hamokatra fery
MORE...[+]

Set Marovoay (Live) ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Marovoay (Live) ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.