Home › Ringtones › Bemolanga (Live) - Mahaleo

Bemolanga (Live) - Mahaleo

free ringtone for iPhone & Android phones

@Margarita
0
25 Sec

Bemolanga (Live) - song lyrics

Ny taona ity miherina,
Asa izay mba hoentiny
Ahiako mbola hiverina
Hitovy tamin'ny taona lasa
Ny zavatra raiketiny

Fa ny fanantenana
Efa mihena mitsilopy,
Fa tsy misy fihatsarana
Izay mety ho fiovana
Efa zary nofinofy

Ireo voa nafafy
Taona maro lasa izay
Ho an'ny zanaka aman-jafy
Mbola tsy vokatra ihany

Efa taona firifiry
No nantenaina hitondra soa
Ahi-dratsy no naniry
Ny tany maina avokoa

Mitombo ny faramandimby
Ny tany koa mihatery
Ny taona faly mifandimby
Mody marenina
Minia tsy mijery

Manahy aho fa tsisy hiova
Ny omaly tsy hiova volo
Toy ny fanaka eny an-drova
Tsisy nanombinana
Efa may daholo

Rahoviana no hitranga,
Asa angamba atsy ho atsy,
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy

Rahoviana no hitranga,
Asa angamba atsy ho atsy,
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy

Ny taona ity miherina,
Asa izay mba hoentiny
Ahiako mbola hiverina
Hitovy tamin'ny taona lasa
Ny zavatra raiketiny

Rahoviana no hitranga,
Asa angamba atsy ho atsy,
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy

Top 100 PUBG Ringtones
Top 100 Call of Duty Ringtones
Top 100 Fortnite Ringtones

Similar ringtones:

30
@Jamie
0
Ny taona ity miherina Asa izay mba hoentiny Ahiako mbola hiverina Hitovy tamin'ny taona lasa Ny zavatra raiketiny Fa ny fanantenana Efa mihena mitsilopy Fa tsy misy fihatsarana Izay mety ho fiovana Efa zary nofinofy Ireo voa nafafy Taona maro lasa izay Ho an'ny zanaka aman-jafy Mbola tsy vokatra ihany Efa taona firifiry No nantenaina hitondra soa Ahi-dratsy no naniry Ny tany maina avokoa Mitombo ny faramandimby Ny tany koa mihatery Ny taona faly mifandimby Mody marenina Minia tsy mijery Manahy aho fa tsisy hiova Ny omaly tsy hiova volo Toy ny fanaka eny an-drova Tsisy nanombinana Efa may daholo Rahoviana no hitranga Asa angamba atsy ho atsy No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy Rahoviana no hitranga Asa angamba atsy ho atsy No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy Ny taona ity miherina Asa izay mba hoentiny Ahiako mbola hiverina Hitovy tamin'ny taona lasa Ny zavatra raiketiny Fa ny fanantenana Efa nihena ny tsilopy Fa tsy misy fihatsarana Izay mety ho fiovany Efa zary nofinofy Rahoviana no hitranga Asa angamba atsy ho atsy No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy Rahoviana no hitranga Asa angamba atsy ho atsy No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy. Rahoviana no hitranga Asa angamba atsy ho atsy No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy. Isika tsy ho lany vatsy Rahoviana no hitranga Asa angamba atsy ho atsy No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy
MORE...[+]
Top 100 Minecraft Ringtones
Top 100 Bollywood Ringtones
Top 100 Genshin Impact Ringtones
Top 100 Among Us Ringtones
Top 100 League of Legends Ringtones

More ringtones from Mahaleo:

30
@Nane
68
Raha ho avy ralala ny taona hodiako Ao ambanin'ny tany tsindrian-drangolahy Ka vato no solon-kidoro hatoriako Dia izao no mba vavaka zavatra ataovinao ahy Voleo voninkazo eo an-dohan'ny fasako Fotsy sy mavo ary manga sy mena Ka avela haniry eo mandra-pifohako Mba hanofisako ilay fanekena Ny fotsy ho mariky ny fahadiovana Misy aminao tsy mba azo lotoina Soratra velona tsy azo vonoina To ny orim-bato izay nifanaovana Ny endriny mavo, ny fofony manitra Dia fivavahana ataoko any an-danitra Mba hitsinjovany anao tsy ho irery Ombany raha sendra tsy misy mpijery Ny manga ho marik'ilay fihafihana Niaraha-niaritra zava-mangidy Dia ilay andro namoizana ilay fifaliana Niaraha-niharitra ilay zava-tsy fidy Ny mena ho taratry ny afo tsy maty Mirehitra lava ao anatin'ny foko Io ilay fitia, fitia tena anaty Fitia voakase sy voatomboka loko Ny fasako ataovy eo andrefan-tanàna Ataovy mikasika ny ilan-kamory Soraty eo ny tenin'ny fanantenana Tsy maty aho akory fa mbola matory Ny moron'ny rano voleo volotara Ka jerijereo fa aza avela ho maina Tarafo eo aho fa ho tsinjonao tsara Tsy miala eo aho raha tsy efa maraina Na dia maty aza anie izany tenako be Ka hiraraka an-tany ny ra ao am-poko Ny fitiavako anao ka mipetraka anie Tsy mba ho faty, tsy mba ho lo
30
@Fatima
51
Embona sy hanina, Tsiahy mahafanina Ngoly ny fo mamelovelo, Madisadisan'alahelo. Ny havoana tazanina, Tsy hita ho dinganina Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra Ny aina marary ny fo maratra. Fa ny antsoko ny akony no mitampody Te hihiaka mafy anie aho fa tsy tody Izay jerena toa manjavozavo Rako-drahona sy vohitra avo. Fa mahery sy masiaka ny onja Tsy lakana afaka hitondra Ny maso no alefa maminany Hibanjina anao any ho any. Alahelo sy toloko, Rehefa injay tsaroko Fa noho ny hasomparan'ny tany, Izaho aty ianao lavitra any Tsy azo hiadiana ny anjara, 'Zay ngamba no noheveriny ho tsara Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka Na dia mangidy mavesatra. Fa ny ahy dia fitia tena marina Na anaty onaona aza ho tafarina Na halevina mety mandifotra olona Hiposaka, haniry, hamololona. Ny hany hafatro dia ny hoe matokia Fa izaho tsy hitsahatra ny ho tia Ny halavirana sy ny taona Tsy hahasakana antsika tsy hihaona.
30
@Sama
238
Handeha ianao ry zanako vavy F'efa io ilay fanilon'ny andronao hoavy Handeha ianao, andeha ka mahereza Ny tokantranonao no iriko hateza Ny masoko raha toa manganohano Tsy tomanin'alahelo fa andon-tso-drano Hifarana eto ny anay ny adidy Lehibe ianao ka tompon-tsafidy Handeha ianao lasan'iny olon'iny Tsy fantam-pototra, mpandalo, mpivahiny Handeha ianao, ianao r'ilay tsy sarako Hanadino ahy, hanadino ny anarako Aza mieritreritra fahasarotam-piaro Samy tia anao izahay nefa fitia tsy azo afangaro Fa izahay no tany naniriana Mahararirary na tiana na tsy tiana Andeha lala o o o andeha lala o Mpindrana izahay fa tsy natao ho tompony Andeha lala o o o andeha lala o Ny mamy lasany fa ny anay dia ny fofony Handeha ianao ry zanako vavy F'efa io ilay hameno ny andronao hoavy Handeha ianao, andeha ka matokia Enga anie ka tsy ho sampona ny dia Ny reninao aza avela hangina Fa efa nisotro ny rano tsy tiana o o Raha mibaliaka ny fitiavanao anio Ireo nahary mba tsiditsidiho Omeko anao ho anao ry tovolahy Ity harena tokana sy sarobidy ho ahy Omeko anao f'izaho tsy ho sarotiny Nefa mba amelao fitia potipotiny Izahay tsy mitady valim-babena Fa ny fitiavany no aza avela hihena Fa raha tsy izany dia hahatsiaro ho kamboty Toy ny mpamboly tsy afa-mioty Andeha lala o o o andeha lala o Voatery hangina na tsy mahafoy Andeha lala o o o andeha lala o Raha misy mahaory izy amin'izay no antsoy
20
@Alisa
51
Il est souvent des mots Il est aussi des cris Que le cœur en sanglots Laisse échapper sans bruit Faut-il que je te le dise Faut-il que je te le dise Mais il est des moments Où un silence éloquent Nous murmure toujours Tous nos petits mots d'amour Mais faut-il que je te le dise Mais faut-il que je te le dise Il sera des jours heureux Où tous nos mots et nos cris Deviendront pour nous deux L'espoir de notre vie Alors, tiens fort ma main ma chère Ne dis rien, espère Misy ve ny fiteny Misy angamba filaza Ny fitia lava reny Tsy voalazan'ny vava Nefa tsy aleo aloha mangina Nefa tsy aleo aloha mangina Ho avy indray andro any Hangina koa ny tany Ka ny hiran'ny fitia No hanjaka ho doria Nefa tsy aleo aloha miandry Nefa tsy aleo aloha miandry Ho tojo isika roa Ao anaty lapasoa Ka ireo nofy teo aloha Dia ho tanteraka avokoa Salanitra isika roa Salanitra isika roa
30
@Linnea
136
Isekely ihany no mba mamiko Faniriko hatry ny elabe Masoandroko, fifaliako Ka tsy mety ho adinoko Isekely ihany no fitaratra Itarafana ny fiainana Na ny masonao Na ny tsikinao Manome fanantenana Mba omeo sary Ataoko ambany ondana Hiantsoana ny nofy Nofinofin-tsika roa Misy zavatra tsy laitrako Manahirana ny saiko Tsy mampatory Andro aman'alina Fa mampifoha maraina Tsy maintsy hianatra maraina Mbola hiverina ny hariva Dia hitsena, sy hanatitra Sao misy manadala Mampivezivezy Ianao sy ny fianarana Nefa ny fiainana Tsy vitan'ny fitiavana Isekely nefa tsy foiko Na dia mampijaly foana Ianao no volana, ianao no kintana Fanilon'ny foko Isekely no mba secret -ko Tsy lazaiko an'iza n'iza Hanamboarako hanoratako Hirahira vaovao Toa voninkazo Mbola ho ela vao halazo Ilay fitiavako Ny fitiavako anao
30
@Wilma
442
Veloma veloma, ry fahazazana Veloma veloma, fa efa tsy tamana Veloma f'izaho, tsy afaka hitana Veloma veloma, ndeha ka faingana Avelao aho hamoifo mangina Eo akaikinao, akaikinao ry tiana Torimaso, sakafo sy lalao No niarahako taminao Arahaba e, ry hatanorana Arahaba e, ry fahadalàna Arahaba e, ry hadalana Tsy ary voatanisa, sarotra isaina Nigoka, nifoka Na nijanganjana Ny ota rehetra indro mitranga Kilalao hafa kely no natao Niova tantely isan'andro izao Veloma, ry fahazazana Veloma veloma, fa efa tsy tamana Veloma f'izaho, tsy afaka hitana Veloma veloma, ndeha ka faingana Nananontanona ary ny fahanterana Niandry any am-pasana ilay toerana Nitomany indray ny fahazazana Ny fahafatesana anefa tsy azo hialana Veloma, ry fahazazana Veloma veloma, fa efa tsy tamana Veloma f'izaho, tsy afaka hitana Veloma veloma, ndeha ka faingana
MORE...[+]

Set Bemolanga (Live) ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Bemolanga (Live) ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.