Home › Ringtones › Hay hay (Live) - Mahaleo

Hay hay (Live) - Mahaleo

free ringtone for iPhone & Android phones

@Anthony
34
20 Sec

Hay hay (Live) - song lyrics

Hay (6), izao vao tsapanao tokoa
Fa mafy ny fiainana
Hay (5), mafaitra
Ny mikaroka ny soa
Rehefa tsisy ny hitarainana

Fony mbola teo i dada sy i neny
Tsy nohenoina akory raha niteny
Sy mba nanahanatranatra...

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

Fa tsy misy ny atokona
Ny manodidina ahy toa ngazana
Nahoana no mitokona

Hay (5), mafy izany tsy mba mitafy
Afa-tsy ankanjo rovitra
Hay, rehefa tsy eo koa i neny,
Dia tsy maintsy mihafy
Na dia noana sy mangovitra.

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

Fa tsy misy ny atokona
Ny manodidina ahy toa ngazana
Ny totohondry no avokona

Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha
Mila ho vaky teo re ny loha

Top 100 Game Bgm Ringtones
Top 100 Bollywood Ringtones
Top 100 PUBG Ringtones

Similar ringtones:

30
@Celine
6,156
MORE...[+]
Top 100 Civilization VI Ringtones
Top 100 One Piece Ringtones
Top 100 Fortnite Ringtones
Top 100 Genshin Impact Ringtones
Top 100 Naruto Ringtones

More ringtones from Mahaleo:

30
@Kyle
0
Efa akaiky ny maraina ho foana ireo taraina Ny hirain'ny zanak'olombelona ny hiaraka hifamelona Na havoana, lohasaha tsy hisian'ny didy jadona Ny hirantsika roalahy hadio toa rano an'ala Aza misara-mianakavy Tsy mitokantoka-monina Ny herisetra aleo ho avy Fa hiparitaka any anaty aizina Masoandro amam-bolana hamono ity ady Velon-kira ireo vorona foanany teo ny rahon'ady Rindrina izay mamefy hirodana avy hatrany Ny fahavalo dia hilefy Fandresena eran-tany Fanjakana loham-boto tsy mba mety ho ela velona Mbola hadio ireo maloto henatry ny olombelona Mbola ho avy ny maraina ho foana ireo taraina Hiray ny zanak'olombelona hianatr'hifamelona
30
@Jamie
51
Efa ela aho no niandry izao andro izao Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho Zava-poana e ny miaina Maizin-dalana aho raha toa ka tsy eo ianao Efa ela aho no naniry ny tananao Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao Zava-poana e ny miaina Zovy no antenaina raha tsy eo ianao? Ao avokoa ireo mety hampisaraka Ao avokoa ireo mety hampivarina Ny fitia izay niombonana Efa ela aho no naniry hiaraka aminao Hadinoy ary ny lasa raha vitanao Zava-poana e ny rehetra Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao Efa ela loatra izao ka matokia Aiza re ny lalanao, andao hiara-dia N'aiza n'aiza halehantsika Hiara-hifampitantana izaho sy ianao La la la
15
@Levi
0
Fitia vao mitsiry, t@ ora tsy nampozina. (Tonga)Tonga dia nankadiry, tsy laitra aozongozona. Nobedesiko ny foko, notsatsoiko ny adalany, Nofaliany toloko, dia noho ianao ihany. Aza dia esohina, ity fo misary adala, Ny fitempony enona, mitempo anao ry malala. Ny ra mikoriana, ao anatiko ao. Miboiboika fifaliana, raha vao mahita anao. Ndreto izay mitalao, samy revo samy tia. Fo sy saina ho anao, ny ivadika dia sanatria. Ra misy fanantenana, avy f'aza mihenahena, Ra tia ny fo aza rarana, fa ny aty efa jambena. P: fetraD10
29
@Desislava
0
Lasa ny mamba dia misosoka ny voay Tsy hanary lamba raha very olon'iray Na solaina aza mety maniry ny volo Raha ianao no lasa ve dia tsy hisy hisolo? Indray mandeha no manta vary Sanatria tsy handevi-tsotrobe Tsy hataoko hankarary fa voa mainka izaho hihomehy Mandehana soava-dia re ry anona Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o! Mamy ny fary nefa ny faikany harora Fa fitia tsy hanjary harorako mora Fa io aizina io mbola hody hazavana Raha hafoinao aho anio ampitso hahita hafanana Indray mandeha no manta vary Sanatria tsy handevi-tsotrobe Tsy hataoko hankarary fa voa mainka izaho hihomehy Mandehana soava-dia re ry anona Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o!
MORE...[+]

Set Hay hay (Live) ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Hay hay (Live) ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.