Home › Ringtones › Bemolanga - Mahaleo

Bemolanga - Mahaleo

free ringtone for iPhone & Android phones

@Jamie
0
30 Sec

Bemolanga - song lyrics

Ny taona ity miherina
Asa izay mba hoentiny
Ahiako mbola hiverina
Hitovy tamin'ny taona lasa
Ny zavatra raiketiny

Fa ny fanantenana
Efa mihena mitsilopy
Fa tsy misy fihatsarana
Izay mety ho fiovana
Efa zary nofinofy

Ireo voa nafafy
Taona maro lasa izay
Ho an'ny zanaka aman-jafy
Mbola tsy vokatra ihany

Efa taona firifiry
No nantenaina hitondra soa
Ahi-dratsy no naniry
Ny tany maina avokoa

Mitombo ny faramandimby
Ny tany koa mihatery
Ny taona faly mifandimby
Mody marenina
Minia tsy mijery

Manahy aho fa tsisy hiova
Ny omaly tsy hiova volo
Toy ny fanaka eny an-drova
Tsisy nanombinana
Efa may daholo

Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy

Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy

Ny taona ity miherina
Asa izay mba hoentiny
Ahiako mbola hiverina
Hitovy tamin'ny taona lasa
Ny zavatra raiketiny

Fa ny fanantenana
Efa nihena ny tsilopy
Fa tsy misy fihatsarana
Izay mety ho fiovany
Efa zary nofinofy

Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy.
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy.
Isika tsy ho lany vatsy
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga?
Isika tsy ho lany vatsy

Top 100 Roblox Ringtones
Top 100 Call of Duty Ringtones
Top 100 Bollywood Ringtones

Similar ringtones:

25
@Margarita
0
Ny taona ity miherina, Asa izay mba hoentiny Ahiako mbola hiverina Hitovy tamin'ny taona lasa Ny zavatra raiketiny Fa ny fanantenana Efa mihena mitsilopy, Fa tsy misy fihatsarana Izay mety ho fiovana Efa zary nofinofy Ireo voa nafafy Taona maro lasa izay Ho an'ny zanaka aman-jafy Mbola tsy vokatra ihany Efa taona firifiry No nantenaina hitondra soa Ahi-dratsy no naniry Ny tany maina avokoa Mitombo ny faramandimby Ny tany koa mihatery Ny taona faly mifandimby Mody marenina Minia tsy mijery Manahy aho fa tsisy hiova Ny omaly tsy hiova volo Toy ny fanaka eny an-drova Tsisy nanombinana Efa may daholo Rahoviana no hitranga, Asa angamba atsy ho atsy, No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy Rahoviana no hitranga, Asa angamba atsy ho atsy, No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy Ny taona ity miherina, Asa izay mba hoentiny Ahiako mbola hiverina Hitovy tamin'ny taona lasa Ny zavatra raiketiny Rahoviana no hitranga, Asa angamba atsy ho atsy, No ho tonga i Bemolanga? Isika tsy ho lany vatsy
MORE...[+]
Top 100 World of Warcraft Ringtones
Top 100 PUBG Ringtones
Top 100 Overwatch Ringtones
Top 100 GTA5 Ringtones
Top 100 Toca Toca Ringtones

More ringtones from Mahaleo:

20
@Anthony
34
Hay (6), izao vao tsapanao tokoa Fa mafy ny fiainana Hay (5), mafaitra Ny mikaroka ny soa Rehefa tsisy ny hitarainana Fony mbola teo i dada sy i neny Tsy nohenoina akory raha niteny Sy mba nanahanatranatra... Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Nahoana no mitokona Hay (5), mafy izany tsy mba mitafy Afa-tsy ankanjo rovitra Hay, rehefa tsy eo koa i neny, Dia tsy maintsy mihafy Na dia noana sy mangovitra. Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Ny totohondry no avokona Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha
30
@David
0
Tiako hafindra aminao Ny fitiavako mimoza, ny fitiavako mimoza Kanefa raha tsy tianao Dia avereno ho ahy Ny fitiavako mimoza Misy toerana mafana Tsy mba mamanala Ao anatiko ao Toerana kelikely, afaka hitahiry Ny fitiavanao mimosa Manimanitra dahlo, izay lalovanao Misy fofom-boninkiazo Vononkazo mimoza
30
@Alex
153
Ô Ravorondreo, etsy hafarako etsy ange ianao, 'Ty ny taratasy, ento amin'ny Sipa malalako any izy e! Indray takariva nandrahona, sendra nandalo tananay izy ô 'Ty ranomasony, nipatrapatraka toy ny orana. Teo anilanao anie aho(2) Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an! Efa lasan'olona ny foko(2) Hoe voromanganao anie aho(2). Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2), Nigogogogo sy nitomany. Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2), Nigogogogo sy nitomany. Indray alina, Indray alina, tsy nahita tory fa nivadibadika, Nahatsiaro, ireo safosafo sy orokoroka. Teo anilanao anie aho(2) Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an! Efa lasan'olona ny foko(2) Hoe voromanganao anie aho(2).
MORE...[+]

Set Bemolanga ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Bemolanga ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.