Home › Ringtones › Embona sy hanina (Live) - Mahaleo

Embona sy hanina (Live) - Mahaleo

free ringtone for iPhone & Android phones

@Fatima
51
30 Sec

Embona sy hanina (Live) - song lyrics

Embona sy hanina,
Tsiahy mahafanina
Ngoly ny fo mamelovelo,
Madisadisan'alahelo.
Ny havoana tazanina,
Tsy hita ho dinganina
Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra
Ny aina marary ny fo maratra.

Fa ny antsoko ny akony no mitampody
Te hihiaka mafy anie aho fa tsy tody
Izay jerena toa manjavozavo
Rako-drahona sy vohitra avo.

Fa mahery sy masiaka ny onja
Tsy lakana afaka hitondra
Ny maso no alefa maminany
Hibanjina anao any ho any.

Alahelo sy toloko,
Rehefa injay tsaroko
Fa noho ny hasomparan'ny tany,
Izaho aty ianao lavitra any

Tsy azo hiadiana ny anjara,
'Zay ngamba no noheveriny ho tsara
Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka
Na dia mangidy mavesatra.

Fa ny ahy dia fitia tena marina
Na anaty onaona aza ho tafarina
Na halevina mety mandifotra olona
Hiposaka, haniry, hamololona.

Ny hany hafatro dia ny hoe matokia
Fa izaho tsy hitsahatra ny ho tia
Ny halavirana sy ny taona
Tsy hahasakana antsika tsy hihaona.

Top 100 Fortnite Ringtones
Top 100 Call of Duty Ringtones
Top 100 Bollywood Ringtones

Similar ringtones:

20
@Klara
0
Kely izy roa dia nifankatia Hiaraka ho doria, doria Ranomasina, ary lanitra Nanao voady hifanambady Ny anjara tsy mahaleo ny sitra-po Tsy tafaraka akory izy roa Fa nisampana ny lalana Ny iray nianantsimo, ny iray nianavaratra Embona no sisa tavela ao am-po Embona an'olon-droa Roapolo taona indray hariva izay Toamasina nanorana tamin'izay Nifanojo tokoa ny lalan'izy roa Nisy ny antso, nisy ny sento Hoy ilay vavy: firy ny zanakao? Ny ahy i Miora toy ny anaranao Ny ahy i Lova, hoy ilay lahy Hatramizay aho tsy nanadino anao Embona no sisa tavela ao am-po Embona an'olon-droa
MORE...[+]
Top 100 Toca Toca Ringtones
Top 100 Civilization VI Ringtones
Top 100 Free Fire Ringtones
Top 100 Naruto Ringtones
Top 100 League of Legends Ringtones

More ringtones from Mahaleo:

20
@Anthony
34
Hay (6), izao vao tsapanao tokoa Fa mafy ny fiainana Hay (5), mafaitra Ny mikaroka ny soa Rehefa tsisy ny hitarainana Fony mbola teo i dada sy i neny Tsy nohenoina akory raha niteny Sy mba nanahanatranatra... Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Nahoana no mitokona Hay (5), mafy izany tsy mba mitafy Afa-tsy ankanjo rovitra Hay, rehefa tsy eo koa i neny, Dia tsy maintsy mihafy Na dia noana sy mangovitra. Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Ny totohondry no avokona Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha
30
@David
0
Tiako hafindra aminao Ny fitiavako mimoza, ny fitiavako mimoza Kanefa raha tsy tianao Dia avereno ho ahy Ny fitiavako mimoza Misy toerana mafana Tsy mba mamanala Ao anatiko ao Toerana kelikely, afaka hitahiry Ny fitiavanao mimosa Manimanitra dahlo, izay lalovanao Misy fofom-boninkiazo Vononkazo mimoza
30
@Alex
153
Ô Ravorondreo, etsy hafarako etsy ange ianao, 'Ty ny taratasy, ento amin'ny Sipa malalako any izy e! Indray takariva nandrahona, sendra nandalo tananay izy ô 'Ty ranomasony, nipatrapatraka toy ny orana. Teo anilanao anie aho(2) Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an! Efa lasan'olona ny foko(2) Hoe voromanganao anie aho(2). Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2), Nigogogogo sy nitomany. Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2), Nigogogogo sy nitomany. Indray alina, Indray alina, tsy nahita tory fa nivadibadika, Nahatsiaro, ireo safosafo sy orokoroka. Teo anilanao anie aho(2) Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an! Efa lasan'olona ny foko(2) Hoe voromanganao anie aho(2).
MORE...[+]

Set Embona sy hanina (Live) ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Embona sy hanina (Live) ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.