Home › Ringtones › Tsy misy ny doria (Live) - Mahaleo

Tsy misy ny doria (Live) - Mahaleo

free ringtone for iPhone & Android phones

@Jack
17
30 Sec

Tsy misy ny doria (Live) - song lyrics

Hiara-hiaina ny andro androany
Ho toy ny andro farany
Hiara-higoka izay mety ho mamy
Mandra-pahalefin'ny tarany

Ny maso hikimpy tsy hahita,
Ho tapitra ny fofonaina
Hanenenana izay tsy vita fa
Raha any ankoatra tsy ho ilaina

Satria ny vintana sy anjara
No mamaritra ny dia
Ny hoavy tsy voatery ho tonga lafatra
Satria tsy misy ny doria

Ny ampitso fanontaniana,
Mety ho vatana mangatsiaka
Hiara-hioty izay zava-tiana
Dieny mbola eo anilany

Satria ny vintana sy anjara
No mamaritra ny dia
Rahampitso ny lalantsika
Mety hizara satria tsy misy ny doria

Satria ny vintana sy lahatra
Mety hamaritra ny dia
Rahampitso ny lalantsika
Mety hizara satria tsy misy ny doria

Top 100 Genshin Impact Ringtones
Top 100 Call of Duty Ringtones
Top 100 Naruto Ringtones

Similar ringtones:

MORE...[+]
Top 100 Overwatch Ringtones
Top 100 Toca Toca Ringtones
Top 100 Black Desert Ringtones
Top 100 Among Us Ringtones
Top 100 Battlefield 5 Ringtones

More ringtones from Mahaleo:

20
@Anthony
34
Hay (6), izao vao tsapanao tokoa Fa mafy ny fiainana Hay (5), mafaitra Ny mikaroka ny soa Rehefa tsisy ny hitarainana Fony mbola teo i dada sy i neny Tsy nohenoina akory raha niteny Sy mba nanahanatranatra... Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Nahoana no mitokona Hay (5), mafy izany tsy mba mitafy Afa-tsy ankanjo rovitra Hay, rehefa tsy eo koa i neny, Dia tsy maintsy mihafy Na dia noana sy mangovitra. Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Ny totohondry no avokona Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha
30
@David
0
Tiako hafindra aminao Ny fitiavako mimoza, ny fitiavako mimoza Kanefa raha tsy tianao Dia avereno ho ahy Ny fitiavako mimoza Misy toerana mafana Tsy mba mamanala Ao anatiko ao Toerana kelikely, afaka hitahiry Ny fitiavanao mimosa Manimanitra dahlo, izay lalovanao Misy fofom-boninkiazo Vononkazo mimoza
30
@Alex
153
Ô Ravorondreo, etsy hafarako etsy ange ianao, 'Ty ny taratasy, ento amin'ny Sipa malalako any izy e! Indray takariva nandrahona, sendra nandalo tananay izy ô 'Ty ranomasony, nipatrapatraka toy ny orana. Teo anilanao anie aho(2) Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an! Efa lasan'olona ny foko(2) Hoe voromanganao anie aho(2). Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2), Nigogogogo sy nitomany. Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2), Nigogogogo sy nitomany. Indray alina, Indray alina, tsy nahita tory fa nivadibadika, Nahatsiaro, ireo safosafo sy orokoroka. Teo anilanao anie aho(2) Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an! Efa lasan'olona ny foko(2) Hoe voromanganao anie aho(2).
MORE...[+]

Set Tsy misy ny doria (Live) ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Tsy misy ny doria (Live) ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.