Home › Ringtones › Isekely (Live) - Mahaleo

Isekely (Live) - Mahaleo

free ringtone for iPhone & Android phones

@Sandra
0
15 Sec

Isekely (Live) - song lyrics

Isekely ihany no mba mamiko
Faniriko hatry ny elabe
Masoandroko, fifaliako
Ka tsy mety ho adinoko
Isekely ihany no fitaratra
Itarafana ny fiainana
Na ny masonao,
Na ny tsikinao
Manome fanantenana
Mba omeo sary
Ataoko ambany ondana
Hiantsoana ny nofy
Nofinofin-tsika roa
Misy zavatra tsy laitrako
Manahirana ny saiko
Tsy mampatory andro
Aman'alina
Fa mampifoha maraina
Tsy maintsy hianatra maraina
Mbola hiverina ny hariva
Dia hitsena, sy hanatitra
Sao misy manadala
Mampivezivezy
Ianao sy ny fianarana
Nefa ny fiainana
Tsy vitan'ny fitiavana

Isekely nefa tsy foiko
Na dia mampijaly foana
Ianao no kintana, Ianao no volana
Fanilon'ny foko
Isekely no mba secret -ko
Tsy lazaiko an'iza n'iza
Hanamboarako hamoronako (hanoratako)
Hirahira vaovao
Toa voninkazo
Mbola ho ela vao halazo
Ilay fitiavako
Ny fitiavako anao

Top 100 Civilization VI Ringtones
Top 100 Fortnite Ringtones
Top 100 Minecraft Ringtones

Similar ringtones:

30
@Linnea
136
Isekely ihany no mba mamiko Faniriko hatry ny elabe Masoandroko, fifaliako Ka tsy mety ho adinoko Isekely ihany no fitaratra Itarafana ny fiainana Na ny masonao Na ny tsikinao Manome fanantenana Mba omeo sary Ataoko ambany ondana Hiantsoana ny nofy Nofinofin-tsika roa Misy zavatra tsy laitrako Manahirana ny saiko Tsy mampatory Andro aman'alina Fa mampifoha maraina Tsy maintsy hianatra maraina Mbola hiverina ny hariva Dia hitsena, sy hanatitra Sao misy manadala Mampivezivezy Ianao sy ny fianarana Nefa ny fiainana Tsy vitan'ny fitiavana Isekely nefa tsy foiko Na dia mampijaly foana Ianao no volana, ianao no kintana Fanilon'ny foko Isekely no mba secret -ko Tsy lazaiko an'iza n'iza Hanamboarako hanoratako Hirahira vaovao Toa voninkazo Mbola ho ela vao halazo Ilay fitiavako Ny fitiavako anao
MORE...[+]
Top 100 Overwatch Ringtones
Top 100 Black Desert Ringtones
Top 100 Toca Toca Ringtones
Top 100 Toca Boca Ringtones
Top 100 Game Bgm Ringtones

More ringtones from Mahaleo:

30
@Jamie
51
Efa ela aho no niandry izao andro izao Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho Zava-poana e ny miaina Maizin-dalana aho raha toa ka tsy eo ianao Efa ela aho no naniry ny tananao Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao Zava-poana e ny miaina Zovy no antenaina raha tsy eo ianao? Ao avokoa ireo mety hampisaraka Ao avokoa ireo mety hampivarina Ny fitia izay niombonana Efa ela aho no naniry hiaraka aminao Hadinoy ary ny lasa raha vitanao Zava-poana e ny rehetra Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao Efa ela loatra izao ka matokia Aiza re ny lalanao, andao hiara-dia N'aiza n'aiza halehantsika Hiara-hifampitantana izaho sy ianao La la la
20
@Anthony
34
Hay (6), izao vao tsapanao tokoa Fa mafy ny fiainana Hay (5), mafaitra Ny mikaroka ny soa Rehefa tsisy ny hitarainana Fony mbola teo i dada sy i neny Tsy nohenoina akory raha niteny Sy mba nanahanatranatra... Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Nahoana no mitokona Hay (5), mafy izany tsy mba mitafy Afa-tsy ankanjo rovitra Hay, rehefa tsy eo koa i neny, Dia tsy maintsy mihafy Na dia noana sy mangovitra. Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Ny totohondry no avokona Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha
30
@David
0
Tiako hafindra aminao Ny fitiavako mimoza, ny fitiavako mimoza Kanefa raha tsy tianao Dia avereno ho ahy Ny fitiavako mimoza Misy toerana mafana Tsy mba mamanala Ao anatiko ao Toerana kelikely, afaka hitahiry Ny fitiavanao mimosa Manimanitra dahlo, izay lalovanao Misy fofom-boninkiazo Vononkazo mimoza
30
@Alex
153
Ô Ravorondreo, etsy hafarako etsy ange ianao, 'Ty ny taratasy, ento amin'ny Sipa malalako any izy e! Indray takariva nandrahona, sendra nandalo tananay izy ô 'Ty ranomasony, nipatrapatraka toy ny orana. Teo anilanao anie aho(2) Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an! Efa lasan'olona ny foko(2) Hoe voromanganao anie aho(2). Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2), Nigogogogo sy nitomany. Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2), Nigogogogo sy nitomany. Indray alina, Indray alina, tsy nahita tory fa nivadibadika, Nahatsiaro, ireo safosafo sy orokoroka. Teo anilanao anie aho(2) Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an! Efa lasan'olona ny foko(2) Hoe voromanganao anie aho(2).
MORE...[+]

Set Isekely (Live) ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Isekely (Live) ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.