Home › Ringtones › Dya - Mafro Martiora

Dya - Mafro Martiora

free ringtone for iPhone & Android phones

@Melek
85
30 Sec

Dya - song lyrics

Baby
Efa Hainao ihany
Fa ny fon-bandy
Natokana ho anao io
Za fa crazy
Mila ho lasa adala
Manary lamba
Ko tsisy anao io
Ka tsisy tokony ampitatasika
Efa diso kobonao ny @ tsika
Efa tsisy raha miafina
Ka tsisy tokony ampiafy
Ka tsisy tokony ampitatasika
Efa diso kobonao loatra ny @ tsika
Efa tsisy raha miafina
Ka tsisy tokony ampiafy

My Baby yao my baby ah
Efa ela nifankatia
Ka andao anao la vie ah
Na de misy dyadya
My baby ooh my baby ah
Andao hiara-dia
Ka eny antsapanana eny tsy maintsy misy dyadya
Dya dya dya
Matonga za be famalia
Tiako matoa iadivako
Dya dya dya
Ny antsika roa ho doria
De ianao anilako

Taminao ny tsiron-draha
Tena machiro
Ny mpitaty ra-kena
Atao mitan-jiro
Bobaka be ny tsy nino
Hoe tsika roa nge oa mignon
Fitia fa nandaniko vola io
Yst wak tsika roa na hoe hifamono
Eny himason'olona mifampitolona
Manodidina efa leo mifosa
Ke tsy masaraka zah
Hoento za anaraka anao
Ka ilay delira-anao iny
Hiaretako avao
Satria tiako Zay tinao
Vavan'olo tsy atao tsika mampi-dyadya
Fa tsisy atakaloko anao eto am-donia
Ka mitonia malalako oh

My Baby yao my baby ah
Efa ela nifankatia
Ka andao anao la vie ah
Na de misy dyadya
My baby ooh my baby ah
Andao hiara-dia
Ka eny antsapanana eny tsy maintsy misy dyadya
Dya dya dya
Matonga za be famalia
Tiako matoa iadivako
Dya dya dya
Ny antsika roa ho doria
De ianao anilako

My Baby yao my baby ah
Efa ela nifankatia
Ka andao anao la vie ah
Na de misy dyadya
My baby ooh my baby ah
Andao hiara-dia
Ka eny antsapanana eny tsy maintsy misy dyadya

Baby
Efa Hainao ihany
Fa ny fon-bandy
Natokana ho anao io
Za fa crazy
Mila ho lasa adala
Manary lamba
Ko tsisy anao io
Ka tsisy tokony ampitatasika
Efa diso kobonao ny @ tsika
Efa tsisy raha miafina
Ka tsisy tokony ampiafy
Ka tsisy tokony ampitatasika
Efa diso kobonao loatra ny @ tsika
Efa tsisy raha miafina
Ka tsisy tokony ampiafy

My Baby yao my baby ah
Efa ela nifankatia
Ka andao anao la vie ah
Na de misy dyadya
My baby ooh my baby ah
Andao hiara-dia
Ka eny antsapanana eny tsy maintsy misy dyadya

Top 100 Civilization VI Ringtones
Top 100 Game Bgm Ringtones
Top 100 Fortnite Ringtones

Similar ringtones:

MORE...[+]
Top 100 Battlefield 5 Ringtones
Top 100 Call of Duty Ringtones
Top 100 Minecraft Ringtones
Top 100 One Piece Ringtones
Top 100 Among Us Ringtones

More ringtones from Mafro Martiora:

30
@Liana
120
Orijinaly Tioramar A.k.a Boto n'capitaly Inna di dancehall style Fa Malagasy style You know Efa longtime fa tsy mety lany Daty Tioramar et Dancehall Efa vita fato-maty Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Za m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy Efa longtime fa style gisa Mainty Tsy de fahita firy ohatra an'ny sweat Mafia K1- Fry Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Zahay m'deal Good Vibe Zahay m'deal Good Vibe Izahay koa rehefa rombotra Mahavita zavatra amin'le tsy Ampoizina Vavony mifono vy Sarotra poizinina Alefaso arany ny ozona Izany tsy ataoko ampiozona Midira ity fa raisiko amin'ny Vozony Tête be dia mitrosina Zany ny coup de tête Zahay tsy mitsoaka kokoty Zany ny Rude-Boto Navy eto tsy hanao bogosy Black-Martiora arahana Shatta-Boss R.P.Z capitol, tsy mitsoaka poste Efa longtime fa tsy mety lany Daty Tioramar et Dancehall efa vita Fato-maty Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Zahay m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy Efa longtime fa style gisa Mainty Tsy de fahita firy ohatra an'ny Sweat Mafia K1- Fry Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Zahay m'deal Good Vibe Zahay m'deal Good Vibe Tandremo Fa lalimpaka ny fantsy aty Haiko matoa ataoko Fa izaho koa tsy fatim-patina Dancehall Fanatique Real foana ny style Toujours mampi-wine Rehefa anaty dancehall song lesy Mon papi Hot and Bad Efa kobonareo brada Ty manakoako hatrany Ville: Congo-Brazza Aivr amin'le aivr Ny ahy tsy miova ny cambrage Aivr amin'le aivr Ny ahy tsy miova ny cambrage Hehe, Izahay tsy mila mi-charme Micro dia ampy ataonay arme Alefaso aloha izay lany androany Rehefa avy eo indray oklm tsika Manarina Song from di block's Omeko anao ny demosy Mozika ataoko demoty Sao yst ypok Fa ty dancehall-hiphop N'kofa m'break dance N'joba m'tik-tok Sao yst ypok Fa ty dancehall-hiphop N'kofa m'break dance N'joba m'tik-tok Fa izay kopy de kopy Izay tsy kopy tsy quoi Tioramar efa tsara escouade Ataovy hoe bandy bad Manan-talenta saode diso kajy Efa no lazaiko fa mozika hoa no Base A la base Efa kobo mazava hoazy Hoe zahay vao milatsaka tsy Tonga Hivazivazy A la Tioramar no anaovako azy Groupe Tioramar ohatra an'ny Groupe Akatsuki Yesss, Dommage collatéral Kr-kr, Tapaka ny côte cervicale Chacal, Hametraka song toujours Pur-s' Royal (Royal spliff) Pon di bong, Tcheck di song Efa longtime fa tsy mety lany Daty Tioramar et Dancehall efa vita Fato-maty Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Zahay m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy Efa longtime fa style gisa Mainty Tsy de fahita firy ohatra an'ny Sweat Mafia K1- Fry Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Zahay m'deal Good Vibe Zahay m'deal Good Vibe
30
@Lusy
0
Oye eh Za mampizara kiffa an'ny ladies Yeah Yeah Oye eh (Oye oye oya) Oye eh (Oye oye oya) Za mampizara kiffa an'ny Ladies Za mampizara kiffa an'ny Baby Ayo Za mampizara kiffa an'ny Ladies Ny gyal pon di dick Vao maeno hoe zany le tioramar Anaty la mozika M'lamindamina io na masitsika Lasa 'ty fa tsy tanatsika Tsy tatasika fa firainsakina no Ilaitsika aseho antsika Good vybes amin'le good good Mabotoboto Mandrotsirotsy, tsy Mampadontodonto Tsy miangotingoty fa Tsotsotra, D'efa kozy bonne Mitototo Misafotofoto ny peuple M'écoute-coute (Zay tratra avy Dia potipotika) (Well, well) Tioramax, d'efa kopy ny kil Ny logo tsy miova M.F foana ny Style Mandramaty, dia tsy hiala aho Tsinona Mozika nanabe, sanatria Andeha ataoko tsinotsinona Oye eh (Oye oye oya) Oye eh (Oye oye oya) Zahay izao manantena Samy manantena Fandresena sesehena Yao yao N'lalana nodiaviko Misitraka aho, tsy ho laviko Manaiky ekenao Anaty vazovazo Lamozika tsy hay fefena Io, io tsy hay fefena Mizara ny kely omeko aho Ampanetretena... Tian'lahy io, tian'lahy ataovy e Aza miandry ny hafa hi-kozy e Lamozika, lamozika io misy dose Oatra enao mi-kiffa an'azy Oatra ny drogue Za mampizara kiffa an'ny Ladies Za mampizara kiffa an'ny Baby Ayo Za mampizara kiffa an'ny Ladies Za mampizara kiffa an'ny Ladies Za mampizara kiffa an'ny Baby Ayo Za mampizara kiffa an'ny Ladies Oye eh (Oye oye oya) Oye eh (Oye oye oya) Oye oye oya Za mampizara kiffa an'ny Ladies Za mampizara kiffa an'ny Baby Ayo Za mampizara kiffa an'ny Ladies Oye eh
MORE...[+]

Set Dya ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Dya ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.