Gisa Mainty - song lyrics
Orijinaly Tioramar
A.k.a Boto n'capitaly
Inna di dancehall style
Fa Malagasy style
You know
Efa longtime fa tsy mety lany Daty
Tioramar et Dancehall
Efa vita fato-maty
Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
Za m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy
Efa longtime fa style gisa Mainty
Tsy de fahita firy ohatra an'ny sweat Mafia K1- Fry
Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
Zahay m'deal Good Vibe
Zahay m'deal Good Vibe
Izahay koa rehefa rombotra
Mahavita zavatra amin'le tsy Ampoizina
Vavony mifono vy
Sarotra poizinina
Alefaso arany ny ozona
Izany tsy ataoko ampiozona
Midira ity fa raisiko amin'ny Vozony
Tête be dia mitrosina
Zany ny coup de tête
Zahay tsy mitsoaka kokoty
Zany ny Rude-Boto
Navy eto tsy hanao bogosy
Black-Martiora arahana Shatta-Boss
R.P.Z capitol, tsy mitsoaka poste
Efa longtime fa tsy mety lany Daty
Tioramar et Dancehall efa vita Fato-maty
Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
Zahay m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy
Efa longtime fa style gisa Mainty
Tsy de fahita firy ohatra an'ny Sweat Mafia K1- Fry
Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
Zahay m'deal Good Vibe
Zahay m'deal Good Vibe
Tandremo
Fa lalimpaka ny fantsy aty
Haiko matoa ataoko
Fa izaho koa tsy fatim-patina Dancehall Fanatique
Real foana ny style
Toujours mampi-wine
Rehefa anaty dancehall song lesy Mon papi
Hot and Bad
Efa kobonareo brada
Ty manakoako hatrany
Ville: Congo-Brazza
Aivr amin'le aivr
Ny ahy tsy miova ny cambrage
Aivr amin'le aivr
Ny ahy tsy miova ny cambrage
Hehe, Izahay tsy mila mi-charme
Micro dia ampy ataonay arme
Alefaso aloha izay lany androany
Rehefa avy eo indray oklm tsika Manarina
Song from di block's
Omeko anao ny demosy
Mozika ataoko demoty
Sao yst ypok
Fa ty dancehall-hiphop
N'kofa m'break dance
N'joba m'tik-tok
Sao yst ypok
Fa ty dancehall-hiphop
N'kofa m'break dance
N'joba m'tik-tok
Fa izay kopy de kopy
Izay tsy kopy tsy quoi
Tioramar efa tsara escouade
Ataovy hoe bandy bad
Manan-talenta saode diso kajy
Efa no lazaiko fa mozika hoa no Base
A la base
Efa kobo mazava hoazy
Hoe zahay vao milatsaka tsy Tonga Hivazivazy
A la Tioramar no anaovako azy
Groupe Tioramar ohatra an'ny Groupe Akatsuki
Yesss, Dommage collatéral
Kr-kr, Tapaka ny côte cervicale
Chacal, Hametraka song toujours Pur-s' Royal (Royal spliff)
Pon di bong, Tcheck di song
Efa longtime fa tsy mety lany Daty
Tioramar et Dancehall efa vita Fato-maty
Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
Zahay m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy
Efa longtime fa style gisa Mainty
Tsy de fahita firy ohatra an'ny Sweat Mafia K1- Fry
Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss
Zahay m'deal Good Vibe
Zahay m'deal Good Vibe