Home › Ringtones › NIOZY (feat. Kemyrah) - Tioramar

NIOZY (feat. Kemyrah) - Tioramar

free ringtone for iPhone & Android phones

@Marcelina
0
30 Sec
Top 100 PUBG Ringtones
Top 100 Toca Toca Ringtones
Top 100 League of Legends Ringtones

Similar ringtones:

30
@Constance
0
Be loatra ny fake anaty ny fb-ko ato Demande aman'arivony Message efa hila ho zato Za anie kamo hamaly fa ny anao no nahagaga anah Fa novaliako ny sera tsy misy nahasakana Korana mianihany dia avy eo zah tamana Tsisy matotra eo fa ianao manome fakam-panahy Tsaroaka ianao tamin'iny ilay nanao bonne nuit Dia nasiandry ilay sary miaraka amin'ilay biki-bikini Tsy nanaiky za, fa ampio sary sexy Ampivo an'ilay ambony dia ampio an'ilay ambanindry Ianao koa anie fetsy dia naleonao mba mailo oh Hoe ndao tsy ato ny hiresako Ozy aho hoe tairo oh Aleo snap amin'izay isika tsy misy m-dérangé Aleo tsy mifandefa sary anaty-na MP Ianao koa anie koboko fa efa en couple be Nefa koboko ianao te hanao coup double be Isak'alina ianao mandefa ilay nude Tsy hankapiditra intsony fa aleo ihany nous deux Filtre mampa manja enao ko anie so hot Boobs ngeza be no ataoko screenshot Miha rude be, fa aleo hitohy ihany ny game-nao Efa tsy vitany j'adore intsony fa 10.000 j'aime ho anao Aleo hitohy ny lalao Ianao io koa anie toa sahy Ny antsika snapchat toa navadintsika ho snap teu-cha Tsy hoe adalana fa ny antsika feeling Samy mba maka fafiny fa tsy asina hoe maninona Rehefa vita point à la ligne Tsy quoi rehefa mba mihaona, zavatra hafa indray no halalinina Send me snap Sarin'ny teu-ch Kiasy izy tsy ariako Fa jarisiko lesy Samby tsy taitra Very nice Tambazotra snapchat nenay ny ho paradise Send me snap' Sarin'ny Teuch, kiasy izy, tsy ariako fa ajarisiko lesy Samby tsy taitry... very nice Tambazotra Snapchat ny anay no paradise Send me snap' Sarin'ny Teuch, kiasy izy, tsy ariako fa ajarisiko lesy Samby tsy taitry... very nice Tambazotra Snapchat ny anay no paradise Atsaragna faratampony Tegna kanto izy, nicheckeko fa tsy tantiko Nata tsy fantako izy, sady izy koa tsy niavogno Messageko jiaby koa nahantonko Nidirako tambazotra ivelan'ny foko de tao zahay nifapakobo Ninay roe le tontolo, mavokely lokony Boko namezako toky nabokako fa za misy atokona ey Hifohazako malaky izkoa nofy hey Na kamo tsy maintsy hifohazako hey Satria aleoko mifoha dia manatanteraka fa tsy mijanona hanonofy fo Hey Sary fo mikoragna, nivagnaka za nihagnahagna Tsy maintsy idirako fa midagnadagna kara tour eiffel Raha nilaiko fa ainy, midongona raha jiabiny yeah Nidingina rajaolahy yugh! (Ugh ey ugh ey...) Anjelin'ny afobe iny e Nianjera aby Jack Daaaaa Snapchat fa tsy FB Biteko nanonga an-danitra Pussy lena ny ahy no valam-parihiko, tsy angano zany sagnatriaaa haha. Send me snap' Sarin'ny Teuch, kiasy izy, tsy ariako fa ajarisiko lesy Samby tsy taitry, .very nice Tambazotra Snapchat ny anay no paradise Send me snap' Sarin'ny Teuch, kiasy izy, tsy ariako fa ajarisiko lesy Samby tsy taitry... very nice
30
@Christophe
0
Tsisy afaka ny hiteny ahy, sy handrara Fa ny anatin'ny foko ianao ihany no mahalala azy Tiako ianao, tiako ianao Tsisy afaka ny hamaritra an'izay anjara Dia za koa tsy hiady varotra no tsy hikafara Hoe 'zaho no tokony anilanao Sa izay ve ilay lahatra, sa ianao no tsy anjara Nosoloiko ny boky raha izaho no nanao ny tantara Nasiako ana, dia mba nasiako anao Fitiavana be izay no natao kilalao Aleo hijanona tsy hiodina ny tany e Hanambarako ny fitiavako anao Na dia efa haiko aza tsy hanova an'izay omaly e Inty aho miaraka boky vaovao Hainao, hainao, hainao, hainao Tia anao zaho Eny hoy aho, eny hoy aho, eny hoy aho Lazao izay ao anatinao fa mihaino aho Mihaino aho, mihaino aho De izaho hiady ho amin'izay anjaran-tsika Nefa izaho ve hivavaka amin'izay ditran-tsika? Tsy olana izany tsisy hidiranao Aleo ny foko mba hipitrapitra Diso fiantefa satria ianao tsy anjara Ho dorako ny boky ilay namboariko ho anao Ilay mba nasiako anà, sy ilay nasiako anao Aleo hijanona any ho nofinofy tsotra izao Aleo hijanona tsy hiodina ny tany e Hanambarako ny fitiavako anao Na dia efa haiko aza tsy hanova an'izay omaly e Inty aho miaraka boky vaovao Hainao, hainao, hainao, hainao Tia anao zaho Eny hoy aho, eny hoy aho, eny hoy aho Lazao izay ao anatinao fa mihaino aho Any aoriana any aho hitsiky hijery anao Efa ho adinoko ilay ratram-poko Mino aho fa tsy ho nenina ny ho tsapanao Aleo hijanona tsy hiodina ny tany e Hanambarako ny fitiavako anao Na dia efa haiko aza tsy hanova an'izay omaly e Inty aho miaraka boky vaovao Hainao, hainao, hainao, hainao Tia anao zaho Eny hoy aho, eny hoy aho, eny hoy aho Lazao izay ao anatinao fa mihaino aho Hainao, hainao, hainao, hainao
MORE...[+]
Top 100 Game Bgm Ringtones
Top 100 Naruto Ringtones
Top 100 Attack on Titan Ringtones
Top 100 Civilization VI Ringtones
Top 100 Among Us Ringtones

More ringtones from Tioramar:

MORE...[+]

Set NIOZY (feat. Kemyrah) ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set NIOZY (feat. Kemyrah) ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.