Home › Ringtones › Miantso i Lagy - Baggio Coco

Miantso i Lagy - Baggio Coco

free ringtone for iPhone & Android phones

@Ajlin
0
30 Sec

Miantso i Lagy - song lyrics

Niandry ho alaiko ny lagy
Saingy zah' kamo hitsena azy
Aleoko Rendez-vous
Amin'i "Je m'en fous"
Sy i "Fiadanam-po"

Ataoko izay mahafinaritra anatin'izay mahasoa
Fiaretako
Nampiasako loha
Mivadika vola

Mankafy, tsy maka lagy, fa money dia fitady
Mandihindihy sy manala azy
Miala ary izay hiady
Fa tsy aty azafady, ento aty izay miabo

Mankafy, tsy maka lagy, fa money dia fitady
Mandihindihy sy manala azy
Miala ary izay hiady
Fa tsy aty azafady, ento aty izay miabo
Oh oh

Fiainana tsara kely ny aty
Take it easy
Na dia misy difficulty
Oh oh
Fiainana tsara kely ny aty
Take it easy
Na dia misy difficulty

Miantso i Lagy
'Zah tsy haka azy
Aleoko mihatakataka an'azy
Mandefa message
Manao vava
Aleoko mihatakataka an'azy

Miantso i Lagy
'Zah tsy haka azy
Aleoko mihatakataka an'azy
Mandefa message
Manao vava
Aleoko mihatakataka an'azy

Nefa raha toa ka maka lagy ah'
Dia mety lasa mivizaviza ah'
Avy eo dia mifampivazavaza
Koa raha tsy mitavozavoza ah'

Mitady Peace fa tsy mitady loza ah'
Raha mitady gidra, tonga dia adinoy 'zah
Tsy 'zah velively hoy ny hiran'i Lôlô
Fa Baggio Coco

Mankafy, tsy maka lagy, fa money dia fitady
Mandihindihy sy manala azy
Miala ary izay hiady
Fa tsy aty azafady, ento aty izay miabo

Mankafy, tsy maka lagy, fa money dia fitady
Mandihindihy sy manala azy
Miala ary izay hiady
Fa tsy aty azafady, ento aty izay miabo
Oh oh

Fiainana tsara kely ny aty
Take it easy
Na dia misy difficulty
Oh oh
Fiainana tsara kely ny aty
Take it easy
Na dia misy difficulty

Miantso i Lagy
'Zah tsy haka azy
Aleoko mihatakataka an'azy
Mandefa message
Manao vava
Aleoko mihatakataka an'azy

Miantso i Lagy
'Zah tsy haka azy
Aleoko mihatakataka an'azy
Mandefa message
Manao vava
Aleoko mihatakataka an'azy

Aleoko mihatakataka an'azy
Aleoko mihatakataka an'azy
Aleoko mihatakataka an'azy
Aleoko mihatakataka an'azy

Top 100 Game Bgm Ringtones
Top 100 Toca Toca Ringtones
Top 100 Minecraft Ringtones

Similar ringtones:

MORE...[+]
Top 100 Black Desert Ringtones
Top 100 World of Warcraft Ringtones
Top 100 Civilization VI Ringtones
Top 100 Fortnite Ringtones
Top 100 Genshin Impact Ringtones

More ringtones from Baggio Coco:

19
@Roksana
170
19
@Berenice
119
MORE...[+]

Set Miantso i Lagy ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Miantso i Lagy ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.