Home › Ringtones › Fo Vaovao - Mage 4

Fo Vaovao - Mage 4

free ringtone for iPhone & Android phones

@Fiene
0
15 Sec
Top 100 Call of Duty Ringtones
Top 100 Battlefield 5 Ringtones
Top 100 Toca Boca Ringtones

Similar ringtones:

30
@Christophe
0
Tsisy afaka ny hiteny ahy, sy handrara Fa ny anatin'ny foko ianao ihany no mahalala azy Tiako ianao, tiako ianao Tsisy afaka ny hamaritra an'izay anjara Dia za koa tsy hiady varotra no tsy hikafara Hoe 'zaho no tokony anilanao Sa izay ve ilay lahatra, sa ianao no tsy anjara Nosoloiko ny boky raha izaho no nanao ny tantara Nasiako ana, dia mba nasiako anao Fitiavana be izay no natao kilalao Aleo hijanona tsy hiodina ny tany e Hanambarako ny fitiavako anao Na dia efa haiko aza tsy hanova an'izay omaly e Inty aho miaraka boky vaovao Hainao, hainao, hainao, hainao Tia anao zaho Eny hoy aho, eny hoy aho, eny hoy aho Lazao izay ao anatinao fa mihaino aho Mihaino aho, mihaino aho De izaho hiady ho amin'izay anjaran-tsika Nefa izaho ve hivavaka amin'izay ditran-tsika? Tsy olana izany tsisy hidiranao Aleo ny foko mba hipitrapitra Diso fiantefa satria ianao tsy anjara Ho dorako ny boky ilay namboariko ho anao Ilay mba nasiako anà, sy ilay nasiako anao Aleo hijanona any ho nofinofy tsotra izao Aleo hijanona tsy hiodina ny tany e Hanambarako ny fitiavako anao Na dia efa haiko aza tsy hanova an'izay omaly e Inty aho miaraka boky vaovao Hainao, hainao, hainao, hainao Tia anao zaho Eny hoy aho, eny hoy aho, eny hoy aho Lazao izay ao anatinao fa mihaino aho Any aoriana any aho hitsiky hijery anao Efa ho adinoko ilay ratram-poko Mino aho fa tsy ho nenina ny ho tsapanao Aleo hijanona tsy hiodina ny tany e Hanambarako ny fitiavako anao Na dia efa haiko aza tsy hanova an'izay omaly e Inty aho miaraka boky vaovao Hainao, hainao, hainao, hainao Tia anao zaho Eny hoy aho, eny hoy aho, eny hoy aho Lazao izay ao anatinao fa mihaino aho Hainao, hainao, hainao, hainao
MORE...[+]
Top 100 Toca Toca Ringtones
Top 100 PUBG Ringtones
Top 100 Genshin Impact Ringtones
Top 100 Roblox Ringtones
Top 100 Fortnite Ringtones

More ringtones from Mage 4:

MORE...[+]

Set Fo Vaovao ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Fo Vaovao ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.