Home › Ringtones › Avelao - Js_twins

Avelao - Js_twins

free ringtone for iPhone & Android phones

@Fanni
306
20 Sec

Avelao - song lyrics

Za vo nahita anao
Gaga hiany aho Satria
Tsy aiko raha tafalatsaka
Na hoe taitra fotsiny amin'indry
Vo nahita an'ilay fihetsikao
Mafana ny anatiko any
Aleo angamba dia tsoriko aminao
Hay Ianao tsy nanaitra
Ny foko Efa babonao

Avelao aho fa aza sakanana
Izao Tia hiara dia aminao
Nefa Izao tsy tia ho namana
Fa mba tiako alaina vady Ianao

Aleo aho mba hiteny e
Zay mba tsapako ato am-po
F'ianao irery iany
No masaka ato an-doha
Ilay fijerinao
Maha ravoravo ny fanahy
Ampy ho ahy ny fisinao
Aleo aho malala
Hitory ny fitiavako anao

Avelao aho f'aza sakanana
Zao Tia hiara dia aminao
Nefa Izao tsy tia ho namana
Fa mba tiako alaina vady Ianao

Tiako sy iriko
Ny eo anilanao
Hiaraka aminao
Amin' androm-piainako aho

Ny ato am-poko
Raiso ka mba anjakao
Zao dia sahy milaza
Hoe tiako Ianao
Ka dia mba miangavy
Re raha azo atao
Raiso re ny foko
Ka mba anajakao

Top 100 GTA5 Ringtones
Top 100 Battlefield 5 Ringtones
Top 100 One Piece Ringtones

Similar ringtones:

MORE...[+]
Top 100 Minecraft Ringtones
Top 100 Call of Duty Ringtones
Top 100 Civilization VI Ringtones
Top 100 Toca Boca Ringtones
Top 100 Overwatch Ringtones

More ringtones from Js_twins:

30
@Sumeja
51
Lay fihetsikao iny Mapitapy Ny aminao Efa aiko tsianjery Lay fihetsikao iny Mapitapy e Satry ianao dia tiako ho ana rery Nitia anao aho atramizay Nefa modinao adala Ty ary aho fa vonona ilaza aminao Ianao rery ianao Okay tokana ato ampoko atrizay Tsy sanatry oe kilalao Ny fitiavako anao Fa tonga oa dia resy aho Resy pitia aminao Fa tonga oa dia resy aho Lasa adala aminao Fa tonga oa dia resy aho Potika mintsy aminao Fa tonga oa dia resy aho Lay fihetsikao iny Mapitapy e Ny anaranao tsy afak'ambavako ao Lay fihetsikao iny Mapitapy Lay endrikao maha ravo ny fanahy Atrizay aho te ilaza anao Ny fitiavako anao Ty ary ao fa vonona ilaza aminao Ianao rery ianao Mbola Averiko eto anefa akehitriny Tokana ato ampoko ianao Ary Sahiko ny milaza an'zany Raiso ny foko, fefa anao e Ianao anie no tiako e
30
@Penka
34
Ianao irery anie No tiako iara dia amiko Mandrakizay Satry ianao 'lay tiako Mamiko sy aretako Atrizay Malala andao ary e Iaraka anohy zany lalana e Ho kojakojaiko Ianao Tena babonao e Ankafy hatrany lay amamina Eo akaikinao Mafinaritra na vo mahitanao Tena babonao e Aza omena tsiny fefa milahotra Ny anatiko Ao Fitia mandrakizay no Indro Atolotro anao Ianao anie no tiako Tsy andriko intsouny Zay ahitana anao Ianao Efa vofidy Ka tsy ho arin'ny foko Mandrakizay Anilanao anie Itako fa maha sambatra e Ao hiany mampisy afanana Tena babonao e Ankafy hatrany lay amamina Eo akaikinao Mafinaritra na vo mahitanao Tena babonao e Aza omena tsiny fefa milahotra Ny anatiko Ao Fitia mandrakizay no Indro Atolotro anao Ianao rery hiany No tiako hiara dia Amiko mandrakizay Satry Ianao lay tiako Tsy ariko Efa babonao Ny foko e Ny momba ahy rehetra Omeko anao
30
@Aleksandra
0
Ianao lay nanitsy ahy, ianao hany nahasahy nanarinj ahy raha lavo Androany aho hanopy maso anao Hatramin'izay aho hay nisy foana anao hisaorako ny avo Androany aho hiondrika eto anoloanao Injao reko mafana, reko mahery, reko mandona na tsy dia miteny Ianao sy ilay fitiavanao iny ahy Injao reko mafana, reko mahery, reko mandona na tsy dia miteny Ianao sy ilay fitiavanao ahy Izay efa natao, nataonao ahy Dia porofon'ny fitiavanao izany Hay teo foana ianao f'izaho no tsy nahay Ny hadalako ireny efa be dia be niharetanao teny Ianao lay one love Fa niady aho tsy navelanao irery niharetanao teny Ianao lay one love Haiko tato hoato aho tsy niraharaha firy anao toa namilafila Mahita fomba hialana milaza izao sy izao Kanjo tampoka teo nandinika aho sanatria raha hilaza ianao fa leo Hoaiza tokoa aho, dia hoaiza tokoa aho? Injao reko mafana, reko mahery, reko mandona na tsy dia miteny Ianao sy ilay fitiavanao iny ahy Injao reko mafana, reko mahery, reko mandona na tsy dia miteny Ianao sy ilay fitiavanao ahy Izay efa natao, nataonao ahy Dia porofon'ny fitiavanao izany Hay teo foana ianao f'izaho no tsy nahay Ny hadalako ireny efa be dia be niharetanao teny Ianao lay one love Fa niady aho tsy navelanao irery niharetanao teny Ianao lay one love Izay efa natao, nataonao ahy Dia porofon'ny fitiavanao izany Hay teo foana ianao f'izaho no tsy nahay Ny hadalako ireny efa be dia be niharetanao teny Ianao lay one love Ianao lay one love Ianao lay one love Fa niady aho tsy navelanao irery Niharetanao teny Ianao lay one love
MORE...[+]

Set Avelao ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Avelao ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.