Home › Ringtones › Ankilanao - Boy Tamaga

Ankilanao - Boy Tamaga

free ringtone for iPhone & Android phones

@Rowan
17
15 Sec
Top 100 Call of Duty Ringtones
Top 100 Game Bgm Ringtones
Top 100 Toca Toca Ringtones

Similar ringtones:

14
@Maxime
0
Aleo ny foko no hilaza Fa tsy ataoko amin'ny vava Anaty maso mijery Fa io tsy mba mandainga Ny ratra efa lasa fery Noho ianao Tsy misy anao 'zaho dia very Soa fa nisy anao Oh viavy e Manolotra fitia Tsy mba mila tambiny No natolotrao ahy Sokafy ny fonao Ny ahy efa lasanao Ny adalako efa nariako satria tiako Miaina ankilanao malala no fifaliako Sokafy ny fonao Ny ahy efa lasanao Ny adalako efa nariako satria tiako Miaina ankilanao malala no fifaliako Amiako anao, amiako anao Tokim-pitia tsy misy fitaka No atolotro anao, no atolotro anao Fa haharitra mandra-maty Oh halalaho ny varavaran'ny fonao Raha mety ianao, raha mety ianao 'Ambilao 'zaho hikolokolo agnazy Sokafy ny fonao Ny ahy efa lasanao Ny adalako efa nariako satria tiako Miaina ankilanao malala no fifaliako Sokafy ny fonao Ny ahy efa lasanao Ny adalako efa nariako satria tiako Miaina ankilanao malala no fifaliako Gialy, gialy, gialy 'Zah tia, zah tia. zah ty Oui, pour la vie, la vie, la vie Tsy hanambela agnao 'zah ô ma princesse Hatsarana jiaby Aminazy sweety sweety Gialy no nanaitra ny foko izy Ts'isy mahasolo agnazy, agnazy e An-tany hatrany an-danitra any Ho lava andro hiainana Fitiavantsika e Tsy ho ravan'ny fahavalo Fa mifamelogno ô Ho lava andro hiainana Fitiavantsika e Tsy ho ravan'ny fahavalo Fa mifamelogno ô Sokafy ny fonao Ny ahy efa lasanao Ny adalako efa nariako satria tiako Miaina ankilanao malala no fifaliako Sokafy ny fonao Ny ahy efa lasanao Ny adalako efa nariako satria tiako Miaina ankilanao malala no fifaliako Sokafy ny fonao Ny ahy efa lasanao Ny adalako efa nariako satria tiako Miaina ankilanao malala no fifaliako
MORE...[+]
Top 100 Toca Boca Ringtones
Top 100 Black Desert Ringtones
Top 100 Civilization VI Ringtones
Top 100 Battlefield 5 Ringtones
Top 100 Bollywood Ringtones

More ringtones from Boy Tamaga:

MORE...[+]

Set Ankilanao ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Ankilanao ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.