Home › Ringtones › Ampy Izay - NIU RAZA

Ampy Izay - NIU RAZA

free ringtone for iPhone & Android phones

@Nikki
714
30 Sec

Ampy Izay - song lyrics

Tsy nety taminao ve ny atsarako?
Tsy nety taminao ve lay fitafiko?
Nataoko ihany zay ampifalina ano
F'izavatra afa indray no nanintona anao
Ndraindray to manontany tena ihany
Mba inona ary no nitiavako azy iny??
Lasa adala aho ve sa nisy saina very
Fa tsiaiko, tsiaiko, tsiaiko
Lany fotoana eto aho ieritreritr'azy
Izy efa an'olo kafa izay ny fôny
Ny tena mo tia ka atao ahoana fa marary
Ampy izay, ampy izay, ampy izay

Fa ny aminao anao iny eee
Ho ariko toy ny fako anatany ahitra
Ianao iny eee
Fa ny aminao anao iny eee
Ra mbola iverina ngamba tsy ho isy intsony eee
Fa aoka izay ny tomany
Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao itomany
Amireo nenina ho tsapanao indray androany

Mba tia anao ve izy?
Mba ainy ve ny mihainao anao?
Mba mihomey ve izy mijery ireo adalanao?
Mba mahatadidy ve izy?
Mihaino ireo ditranao?
Mba mijana ve izy rehefa tsy mety ny ataonao??
Mba tia anao ve izy?
Mba ainy ve ny mihainao anao?
Mba mihomey ve izy mijery ireo adalanao?
Sa aaah aah aaah any any

Fa ny aminao anao iny eee
Ho ariko toy ny fako anatany ahitra
Ianao iny eee
Fa ny aminao anao iny eee
Ra mbola iverina ngamba tsy ho isy intsony eee
Fa aoka izay ny tomany
Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao itomany
Amireo nenina ho tsapanao indray androany
Fa aoka izay ny tomany
Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao itomany
Amireo nenina ho tsapanao indray androany
Fa aoka izay ny tomany
Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao itomany
Amireo nenina ho tsapanao indray androany

Tsy nety taminao ve ny atsarako?
Tsy nety taminao ve lay fitafiko?
Nataoko ihany zay ampifalina ano
F'izavatra afa indray no nanintona anao
Ndraindray to manontany tena ihany
Mba inona ary no nitiavako azy iny??
Lasa adala aho ve sa nisy saina very
Fa tsiaiko, tsiaiko, tsiaiko

Top 100 Battlefield 5 Ringtones
Top 100 Roblox Ringtones
Top 100 Toca Toca Ringtones

Similar ringtones:

30
@Mei
102
Ampy izay, hifarana hatreo Ilay fitiavantsika roa Eny hifandao tsy hihaona intsony 'Zany izaho sy ianao Ohohoh Ampy izay, hifarana hatreo Ilay fitiavantsika roa Eny hifandao tsy hihaona intsony 'Zany izaho sy ianao Ohohoh Eny sitrakao ny nandao Tsy tazomina ela, mandehana Fa izaho koa tsy sahazanao Avelao aho ho toy izao Ohohoh Raha ianao hatramin'izay No misafidy izay tokony hatao Ankehitriny ampy izay Avelao aho!! Fa raha handeha ianao Dia soavadia aza miherika intsony F'izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana Raha ianao hatramin'izay No misafidy izay tokony hatao Ampy izay Avelao aho!! Fa raha handeha ianao Dia soavadia aza miherika intsony Tsy afa'mitana izay tsy tamana
MORE...[+]
Top 100 GTA5 Ringtones
Top 100 Black Desert Ringtones
Top 100 Free Fire Ringtones
Top 100 Fortnite Ringtones
Top 100 Bollywood Ringtones

More ringtones from NIU RAZA:

MORE...[+]

Set Ampy Izay ringtone on an Android Phone:

1. Select Download Ringtone button above.
2. Go to Settings app.
3. Select Sounds & Vibration.
4. Select Phone ringtone.
5. Select Ringtone from Internal Storage.
6. Click the Apply button.
So after only a few basic steps, you have successfully done the default ringtone on your phone running Android operating system with the pop songs you want.



Set Ampy Izay ringtone for your iPhone:

1. Select Download M4R for iPhone button above and save to your PC or Mac.
2. Connect your iPhone to your PC or Mac via its charging cable.
3. Launch iTunes and drag the .m4r to the Tones folder (Under "On My Device").
Hopefully, the guides for configuring ringtones for iPhones and Android phones will make it simple for you to replace the uninteresting default sounds on your phone with your own personal favorites.



Browse 5,000,000+ free ringtones by categories:

Thanks for letting us know
Your feedback is important in helping us keep the 1Ringtone community safe.
Close

X

#1 Ringtone App - top ringtones for free!

logo
Login with Google Login with Facebook

By joining, you agree to Terms of Service & Privacy Policy.

Upload a ringtone

You can upload MP3, WAV, M4A, OGG, M4R, ACC format files.

By selecting 'Upload' you are representing that this item is not obscene and does not otherwise violate Terms of Service, and that you own all copyrights to this item or have express permission from the copyright owner(s) to upload it.

Before uploading, please read our Privacy.